verse 1
Rehefa ariva ny andro, eto fôna aho,
rehefa mody ny masoandro, anatitra anao.
Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao ouhouh,
ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao.
Na dia nihaona aza isika, ny andro mazava,
dia toa za ndray nivika, nialina toa ty no lava.
Ka ho fehin'ny androany, anoraty aho toy ny omaly ouh,
hoe tena tia anao, malahelo aho no faly.
Mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro,
tsy hoe mitalaho na mila vaniny aho,
fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy.
verse 2
Variana sy sondriana, miandry ilay fotôna,
malahelo olon'tiana, tsy ahita teny to môna,
Soraty, andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindôna ouhouh
Raiso ny avy ato ampoko ary anie, izao koa tia fôna.
fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy.
verse 3
Oohooh Tsy fanahiniko, ny manembona anao
alohan'ny andriko
Oohooo Zay ny faniriana, ho entiko ho nofy,
fa tsy andry ny ampitso