Tom: C
Introdução: C G C G
C Am F C
Eny tonga izao ny ilay fotoana
G C G
Izay hisarahana
C Am
Eny tsapako fa hay
F C G C G
Mafy tokoa ny fisarahana
C Em F C
Eny tsy tantiko ny hanatrika
F E D G
Iiizao fotoana izao
C Em F C
Mangoraka ny foko malahelo
F C G C G
Ka dia veloma, veloma no hapetrako
Eb Gm Ab Eb Ab Eb Bb Ab G
Verse
C Bm Am F C
Enga anie isika hisy fihaonana
G C G
Indray andro any
C G Am F C
Amin?izay hifaly, hifampihomehy
G C G
Sy hifampiantoraka
C Em F C
Eny tsy tantiko ny hanatrika
F E D G
Iiizao fotoana izao
C Em F C
Mangoraka ny foko malahelo
F C G C G
Ka dia veloma, veloma no hapetrako
(Eny tsy tantiko)
C Em F C
Eny tsy tantiko ny hanatrika
F E D G
Iiizao fotoana izao
C Em F C
Mangoraka ny foko malahelo
F C G C G
Ka dia veloma, veloma no hapetrako
C Em F C
O!o!o!o
F E D G
O!o!o!o
C Em F C
O!o!o!o
F C G C G
Ka dia veloma, veloma no hapetrako